Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 2 Korintiana 5


DJS, 2 Korintiana 5:16. Ampitahao amin’ny 2 Korintiana 5:16

Nanarin’i Paoly ireo Olomasina tsy hiaina araka ny fomban’ny nofo.

16 Koa manomboka ankehitriny isika dia tsy miaina intsony araka ny nofo; eny, na dia niaina araka ny nofo aza isika fahiny kanefa hatramin’ny nahalalantsika an’i Kristy, dia tsy miaina intsony araka ny nofo isika manomboka ankehitriny.