Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 1 Korintiana 15


DJS, 1 Korintiana 15:40. Ampitahao amin’ny 1 Korintiana 15:40

Misy ambaratongam-boninahitra telo amin’ny Fitsanganana amin’ny maty.

40 Misy koa vatana selestialy sy vatana terestrialy ary vatana telestialy; fa ny voninahitry ny selestialy dia iray; ary ny terestrialy dia iray hafa; ary ny telestialy dia iray hafa.