DJS, Amosa 7:3. Ampitahao amin’ny Amosa 7:3 Tsy manenina ny Tompo; ny olona no manenina. 3 Dia hoy ny Tompo momba an’i Jakoba: Hibebaka noho ny amin’izany i Jakoba, koa tsy hofongorako tanteraka izy hoy ny Tompo.