2021
John Murdock
Septambra 2021


“John Murdock” Ho zatovo mahery!, sept. 2021, eo amin’ny fonony aoriana anatiny.

Olona avy ao amin’ny tantaran’ny Fiangonana

John Murdock

Sary
John Murdock

Sary nataon’i Patricia Castelao

  • 1792–1871

  • Taorian’ny nahafatesan’i Julia vadiny, dia nangataka an’i Joseph sy i Emma Smith i John mba hanangana ireo kambana vao naterak’izy ireo.

  • Nanorina misiôna iray tany Sydney, Australie tamin’ny 1851.

  • Nanompo tamin’ny misiôna enina ho an’ny Fiangonana i John farafahakeliny teo anelanelan’ny 1831 sy 1853, indraindray izany dia nitaky fahafoizan-tena lehibe ho azy sy ny fianakaviany. Nandritra ny fiainany izy dia niaro ny Mpaminany Joseph Smith ary tsy voahozongozona tamin’ny fanoloran-tenany tamin’ny filazantsaran’i Jesoa Kristy.

Hamoaka printy