October 2017 Ho lasa tena mpianatra tokoa Henry B. EyringHo lasa tena mpianatra tokoaNy Filoha Eyring dia nampianatra momba ny maha-zava-dehibe ny fanaovana isan’andro ireo safidy izay mampanakaiky antsika bebe kokoa ny Mpamonjy. Mahatsiaro ny Tompo isan’andro Fitiavana be dia be Mandrakotra fitiavana ireo izay maniaNy hafatra ho an’ny famangiana isan-tokantrano dia manazava fa na iza na iza fantatrao fa nania niala ny Fiangonana, ny zavatra manan-danja indrindra dia ny manohy mandray azy ireo amim-pitiavana. Amber JensenTsy tara loatra izao ho an’ny fahafahana hanao ezaka fanindroanyNihaino ny mpampianatra any an-tsekoly iray rehefa nankahery ny zanany vavy ny raim-pianakaviana iray mba hianatra tsara kokoa ary tonga saina fa ny Ray any An-danitra dia mankahery antsika sy mamela heloka antsika amin’ny maha-zanany antsika. Jessica Griffith and Richard M. RomneyElefanta iray ao amin’ny efitrano fianarana Russell M. Nelson and Wendy W. NelsonManokatra ny lanitra amin’ny alalan’ny asa atao any amin’ny tempoly sy ny fanaovana tantaram-pianakavianaMiresaka mikasika ny maha-zava-dehibe ny fahafoizana fotoana handraisana anjara amin’ny fanaovana tantaram-pianakaviana sy ny asa atao any amin’ny tempoly ny Filoha sy Rahavavy Nelson. Heather J. JohnsonFantaro mialoha ny handehananao: ny batisa any amin’ny tempolyFanontaniana apetraka matetika momba ny fahazoan-dalana hidirana ny tempoly ampiasaina ao anatin’ny fotoana voafetra. S. Brent ScharmanMamaha ny fifandirana ao anatin’ny fanambadianareoAntony sy dingana hamahana ny fifandirana ao anatin’ny fanambadiana Darren WilcoxNitady fanampiana taorian’ny nahafatesan’i NancyNahazo fampiononana tamin’ny alalan’ny fandalinana momba ny Sorompanavotan’ny Mpamonjy ny lehilahy iray taorian’ny nahafatesan’ny vadiny. “Aoka isika hizaka tena sy hahaleo tena”Tahiana ny mpikambana manerana izao tontolo izao rehefa mampihatra ireo fitsipiky ny fizakan-tena ara-nofo sy ara-panahy. Ilir Dodaj Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Buyisile ZumaMiraharaha ny raharaham-barotra ataoko ny Ray any An-danitra Gibrair Padilha Dos SantosValin-teny avy amin’ny fitaomam-panahy nandritra ny dinidinika arak’asa iray Lordita YagomyomMampitombo ny raharaham-barotro amin’ny fivarotana mofomamy vita amin’ny vary José Alberto NavasLasa mahatsiaro ho manana ny maha-izy azy amin’ny alalan’ny fizakan-tena Tanora tokan-tena sy ny mpivady vao herotrerony Lesona dimy ho an’ny tanora tokan-tena sy ny mpivady vao herotrerony avy amin’ny Apôstôly tanora. Matthew C. GodfreyLesona dimy ho an’ny tanora tokan-tena sy ny mpivady vao herotrerony avy amin’ny Apôstôly tanora.Lesona dimy ho an’ny tanora tokan-tena sy ny mpivady vao herotrerony avy amin’ireo Apôstôly voalohany nantsoina tato anatin’ity fotoampitantanana ity. Ny fiantsoana ireo Apôstôly voalohany tao anatin’ny Famerenana amin’ny laoniny Zatovo David A. BednarToetra tahaka ny an’i KristyNy Loholona Bednar dia manazava ny fifandraisana misy eo amin’ny toetran’i Kristy sy ny Sorompanavotany sy ny fomba hahafahantsika manaraka ny ohatra nasehony amin’ny fanehoana fiantrana sy fangorahana. Hadley GriggsNy fomba ahafahan’ny hafatra avy amin’ny fihaonambe manova ny fiainanao Lindsay HillerMifikira mafy Charlotte LarcabalVakio ilay lasitry ny ‘fanaon-jatovo mahazatra’ Sary: Mitsangana amim-pinoana Henry B. EyringNy fomba hahafantaranareo mivantana Ankoatra ny vavaka sy ny fandalinana ny soratra masina dia inona no fomba tsara indrindra hanamafisako orina ny fijoroana ho vavolombelona ananako? Ankizy Amie Jane LeavittTany Paris hatrany Sapporo Robert D. HalesAhoana no ahafahan’ny Fanahy Masina manampy ahy? Ny pejintsika Jessica LarsenNy dia nataon’i Jane Juliann DomanSarah sy ilay fitarafana Mpaminany iray vaovao Caleb H.Manampy olona, pensilihazo iray isaky ny mandeha Kim Webb ReidNamangy an’i Joseph Smith i Jesoa Andro masina ny Sabata Thomas S. MonsonManampia olona iray anioNiresaka momba ny maha-zava-dehibe ny fanompoana ny hafa ny Filoha Monson. Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny fivorian’ny Fisoronana Melkizedeka sy ny Fikambanana Ifanampiana