2020
Rahalahin’i Jareda
Ôktôbra 2020


Olona avy amin’ny Bokin’i Môrmôna

Rahalahin’i Jareda

Brother of Jared

Nanamboatra sambo hiampitana ny ranomasimbe.

Nahita fahitana mahagaga, izay voarakitra ao amin’ilay ampahany nofehezina tamin’ireo takelaka (jereo ny Etera 4:4–5).

“Lehilahy vaventy sy mahery, ary lehilahy nankasitrahan’ny Tompo fatratra tokoa,” (Etera 1:34).

Nitondra ny fianakaviany sy ny namany avy teo amin’ny Tilikambon’i Babela ho any amin’ny tany nampanantenaina.

Nangataka ny Tompo mba hikasika vato 16 hanazava ny sambo.

Niresaka tamin’i Jesoa Kristy nivantana (jereo ny Etera 3:13–20).