Ôktôbra 2020 Ny COVID-19 sy ity Laharana ityFanamarihana manazava momba ity votoatin-javatra ity ary ny zava-misy ankehitriny momba ny valan’aretina COVID-19. Misoroka ny fanararaotana Busan, Korea AtsimoZava-misy sasantsasany momba ny Fiangonana ao Korea Atsimo. Sakiusa sy Salote Maiwiriwiri Manompo amin’ny alalan’ny fandaharan’asa ankizy sy zatovoHevitra momba ny fomba hanompoana amin’ny alalan’ny fandaharan’asa ankizy sy zatovo. Mizara hafatra mitondra fanantenana ireo apôstôlyIreo mpikambana ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo dia mizara hevi-baovao mahakasika ny fiarahana akaiky amin’ Andriamanitra sy ny fanompoana ny hafa mandritra ny valan’aretina. Jason B. WhitingFo trobaky ny ratra lalina: Fahatakarana ny herisetra ao amin’ny fianakavianaNy profesora iray ao BYU dia manazava ireo fitrangana herisetra ao amin’ny fianakaviana. Loholona Lawrence E. CorbridgeMitoera eo amin’ny vatolampin’ny fanambaranaMampianatra ny fomba ahitantsika ny valin’ireo fanontaniantsika tena manan-danja indrindra amin’ny alalan’ny finoana miorim-paka ao amin’ny Mpamonjy ny Loholona Corbridge. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Vinaisi Maca NaquereMbola hihaona aminy isika Alaina DunnNareniny tamin’ny laoniny aho Michael Jacobson“Manana boky mangamanga misy soratra miloko volamana ve ianao?” Rui Cong HongNy tanjon’ny batisako Ahoana no ahafahantsika miaina ny hery manasitran’i Kristy?Fanampiana amin’ny fandalinana ho an’ny famakiana ny Avia, hanaraka Ahy amin’ity volana ity. Ahoana no ahafahako mivavaka araka ny nampianarin’ny Mpamonjy?Fanampiana amin’ny fandalinana ho an’ny famakiana amin’ny Avia, hanaraka Ahy amin’ity volana ity. Ahoana no handraisantsika anjara amin’ny “asa … mahatalanjon[’ny Tompo]”?Fanampiana amin’ny fandalinana ho an’ny famakiana amin’ny Avia, hanaraka Ahy amin’ity volana ity. Inona no dikan’ny hoe tena niova fo?Fanampiana amin’ny fandalinana ho an’ny famakiana ny Avia, hanaraka Ahy amin’ity volana ity. Eveka Dean M. DaviesTrano fiangonana—Toerana hanehoam-panajana sy hitsaohanaMampianatra ny Eveka Davies fa afaka mahatsapa ny Fanahy isika rehefa mitsaoka miaraka amin’ny fanehoam-panajana ao amin’ireo trano fiangonantsika. Amin’ny endrika nomerika ihany Nanon TalleyFamantarana ny herisetra ara-pihetseham-poOhatra sy soritra famantarana ny herisetra ara-pihetseham-po. Ho an’ny tanora Afaka mahita ny fanafahana ianao Destiny YarbroMitovy ve ny fiankinan-doha sy ny fikomiana?Mizara ny fahitany ny tsy mampitovy ny fiankinan-doha sy ny fikomiana ary ny fomba hanampian’ny fiankinan-doha hanalefaka ny fontsika ny tanora iray. Richard OstlerPaika 7 handresena ny fampiasana ny pôrnôgrafiaMizara paika fito handresena ny fampiasana tsy hay tohaina ny pôrnôgrafia ny eveka teo aloha ana paroasin’ny tanora tokan-tena iray. Endrika nomerika ihany: Tanora sy mpivady vao herotrerony Onnastasia ColeManohana an-dreniko eo am-pialany tanteraka amin’ny fisotroana zava-pisotro misy alikaolaNizara ny zavatra niainany tamin’ny fanohanana an-dreniny hiala tanteraka amin’ny fisotroana zava-pisotro misy alikaola ny tanora iray. Marissa WiddisonFomba mihoatra ny iray handalinana ny soratra masinaHevitra momba ny fomba haingana sy mahafinaritra handalinana ny soratra masina Ho an’ny Zatovo Manomboka eto ny ho an’ny Zatovo Sam LofgranAsa fanompoana isan’andro ataon’i MartaMahita fifaliana amin’ny fanompoana an-dreniny ny zatovovavy iray. Ny fomba nahitako fahasitranana tamin’ny fanararaotana ara-nofoTsy nambara ny anarana Raha toa ka iharan’ny fanararaotana ianao Ahoana no hanesorako ao anatiko ny fahatsapana ho irery? Mivantana Loholona Ronald A. RasbandFanantenantsika, fahazavantsika, herintsika Rahalahin’i JaredaFampahalalana momba an’ilay vehivavy antsoina hoe Abisa ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Namana Dallin H. OaksIzaho sy ny fanasan’ny Tompo Stacy Lynn CarrollMisakafo irery Maneho ny fiarahabana avy aty Madagasikara! Marissa WiddisonI Faneva ilay misiônera Hevitra Tsara Asehoy sy lazaoMizara ny zavatra niainany tamin’ny fijerena ny fihaonamben’ny Fiangonana ireo ankizy. Milaza hoe tsia, maheno hoe tsiaNy fomba hampianarana ny zanakao hilaza hoe “tsia” amin’ny toe-javatra izay tsy mampahazo aina azy ireo. Julie Cornelius-HuangAntsoy i Dada Alan Iván Ruiz OntiverosIreo pesos atao fahafolonkarena Fotoan’ny fahafolonkarena Loholona Edward DubeMizara ny Filazantsara Nanaraka an’i Jesoa ireo olona mahatoky Niaina tao amin’ny fahasambarana ny olonaPejy holokoina Ry ray aman-dreny malala Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo Mianara Amiko Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany: Fivokisana amin’ny teny avy amin’ireo mpanompon’ny Tompo Ilay valanaretina: Fitahiana amin’ny endriny hafa Nahoana no manan-danja ny mandray anjara amin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany? Gazetiboky vaovaon’ny Fiangonana amin’ny taona 2021