2020
Asehoy sy lazao
Ôktôbra 2020


Asehoy sy lazao

Amin’ity volana ity ny fihaonamben’ny Fiangonana! Ireto ny zavatra ankafizin’ny ankizy sasantsasany mikasika ny fihaonambe.

Sary
Show and Tell

Mankafy mijery ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ao an-trano i Shelem, sy i Josué, sy i Mía, ary i Ruth C., 5, 8, 6 volana, ary 3 taona, Durango, Meksika,. Fihaonambe tena niavaka iny!

Tia nijery ny fihaonambe miaraka amin’ny fianakaviany i Annelle, sy i Ruth, sy i Sarah, ary i Samira K., 8, 2, 6, ary 6 taona, Littoral, Bénin,.

Rehefa nijery ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany aho dia nianatra momba ny nandikan’i Joseph Smith ny Bokin’i Môrmôna mba hahazoantsika ny tenin’ Andriamanitra. Mampianatra ahy momba an’i Jesoa Kristy ny Bokin’i Môrmôna.

Shalom A., 6 taona, Région de Dakar, Sénégal

Tiako ny hira ataon’ny amboarampeon’i Tabernakely. Mahatsapa fiadanana foana aho.

Jared B., 7 taona, Normandie, France

Gabriel F., 10 taona, Minas Gerais, Brésil

Isabella B., 5 taona, Guatemala, Guatemala

Ilse N., 5 taona, Nuevo León, Meksika

Hamoaka printy