2020
Fotoan’ny fahafolonkarena
Ôktôbra 2020


Zavatra mahafinaritra

Fotoan’ny fahafolonkarena

Sary
Tithing Time

Mangataka antsika mba handoa ny fahafolonkarena ny Ray any An-danitra. Midika izany fa manome ny iray ampahafolon’ny vola azontsika. Azonao ampiasaina ity pejy ity ho fampiharana.

Isao ireo vola. Isaky ny mahavita manisa folo ianao dia lokoy ny anankiray. Ireo vola voaloko no tokony haloanao ho fahafolonkarena.

Vonona hanao zavatra sarotsarotra kokoa ve? Ampio an’ireo vola etsy ambany. Dia lokoy ireo vola tokony haloanao ho fahafolonkarena. (Tsarovy fa isaky ny 10 dia manome iray.)

Hamoaka printy