“Lesona 177—Mandray andraikitra amin’ny fampiasana ny teknôlôjia: Misaina tsara amin’ny safidy ataontsika momba ny teknôlôjia,” Boky torolalana ho an’ny mpampianatra seminera: Fotopampianarana sy Fanekempihavanana (2025)
“Mandray andraikitra amin’ny fampiasana ny teknôlôjia,” Boky torolalana ho an’ny mpampianatra seminera: Fotopampianarana sy Fanekempihavanana
Lesona 177: Ho zatovo mahery!: Manao Safidy
Mandray andraikitra amin’ny fampiasana ny teknôlôjia
Misaina tsara amin’ny safidy ataontsika momba ny teknôlôjia
Sambatra isika miaina amin’ny fotoana ahitana teknôlôjia maro. Ny fampiasana ny teknôlôjia dia afaka manampy antsika hanakaiky kokoa an’i Jesoa Kristy sy hanampy ny asany handroso. Mety hitarika antsika hiala Aminy koa anefa izany. Ity lesona ity dia afaka manampy ireo mpianatra hampihatra fiarovana mba handraisan’izy ireo andraikitra amin’ny fampiasana ny teknôlôjia.
Ireo sahanasa fianarana azo atao
Vakio ny Joseph Smith—Tantara 1:46, ka tadiavo ny fampitandremana nomen’i Môrônia an’i Joseph Smith momba ireo takela-bolamena.
Ny fanaovana drafitra mialoha dia afaka manampy antsika handray andraikitra amin’ny teknôlôjia
Afaka manampy antsika handray andraikitra amin’ny amin’ny fampiasana ny teknôlôjia ny fiatoana kely
Zarao ny zavatra nianaranao