Ny fifantohana amin’i Jesoa Kristy, ny fanisiana marika ao amin’ny soratra masina, ny fitadiavana fahamarinana, ny fampiasana ireo fitaovana fandalinana soratra masina, ary ny fahatakarana ny sahan-kevitra dia mety hampisy dikany kokoa ny fandalinana ny soratra masina.