Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Jaona 6


DJS, Jaona 6:44. Ampitahao amin’ny Jaona 6:44

Ny sitrapon’ny Ray dia ny mba handraisan’ny olona rehetra an’i Jesoa. Ireo izay manao ny sitrapon’i Jesoa dia hatsangana amin’ny fitsanganan’ny marina.

44 Tsy misy olona afaka manatona Ahy raha-tsy manao ny sitrapon’ny Raiko izay naniraka Ahy izy. Ary izao no sitrapon’ilay naniraka Ahy, dia ny mba handraisanareo ny Zanaka; fa ny Ray dia vavolombelona manambara Azy; ary izay mandray ilay fijoroana ho vavolombelona sy manao ny sitrapon’ilay naniraka Ahy, dia hitsangana amin’ny fitsanganan’ny marina.

Hamoaka printy