Namana
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Janoary 2024


“Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy,” Namana, Jan. 2024, 1.

Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Aiza aho no mamaky ny Namana

Sary
alt text

I Maite A., 8 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny fiteny espaniôla ao Santiago, Chilie.

Rindran-damin’ny famakiana ny soratra masina

Sary
alt text

Namaky ireo soratra masina ao amin’ny Avia, hanaraka Ahy isan-kerinandro izahay ary nandoko ny tabilao famakiana soratra masina (Jan. 2022). Misaotra noho ny hevitra tsara!

I Nico sy Joaquin, ary i Naomi G., 7 taona, 9 taona, ary 5 taona, any Texas, Etazonia

Tianay ny mahita ny tempoly

Sary
alt text

I Isabelle, Elisabeth, ary Abigail H., 4, sy 1, ary 7 taona, dia nitsidika ny Tempolin’i Cardston Alberta any Kanada.

Tianay ny maheno vaovao avy aminareo namana!

Hamoaka printy