“Margo sy Paolo,” Namana, Jan. 2023, 34.
Margo sy Paolo
Ry Matt sy Mandy malala,
Efa feno herintaona izay no niverenanay nipetraka aty Brésil!
Betsaka ny zavatra nitranga.
Nahazo namana vaovao izahay.
Ary nanao zavatra sarotra!
Ary indrindra indrindra, niezaka ny ho toa an’i Jesoa izahay. Amin’ity taona ity dia te ho lasa tahaka Azy bebe kokoa izahay!
Manana tanjona ve ianareo amin’ity taona ity? Lazao aminay ny momba izany!
Ny namanareo, Margo sy Paolo