Namana
Fizarana ho an’ny namana kely
Janoary 2024


“Fizaràna ho an’ny namana kely,” Namana, Jan. 2024, 43.

Fizarana ho an’ny namana kely

Sary
alt text

Natahotra aho rehefa nanandrana sakafo vaovao ka nivavaka. Fantatro hoe nanampy ahy ho feno fahasahiana hanandrana izany ny Ray any An-danitra.

Olivia C., 4 taona, Tennessee, Etazonia

Sary
alt text

Tiako ny mandeha any am-piangonana handray ny fanasan’ny Tompo sy mahita ireo namako.

Dylan K., 4 taona, Jakarta, Indonésie

Ny fianarako ny ohatr’i Jesoa;

No hanampy ahy any am-parany any.

Bokin-kiran’ny Ankizy, 82

Hamoaka printy