Janoary 2024 Ry namana malalaVakio ny hafatra iray momba ny famakiana ny Bokin’ i Môrmôna Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Russell M. NelsonHery ao amin’ny Bokin’i MôrmônaMizara hafatra iray mikasika ny hery izay azo avy amin’ny famakiana ny Bokin’i Môrmôna ny Filoha Nelson. Noelle Lambert BarrusMamela heloka tahaka an’i NefiaNalahelo tamin’ny zavatra nolazain’ny zazalahy iray tany an-tsekoly i Aisea saingy nanampy azy namela heloka ny famakiana ny soratra masina. Manara-dia an’i Jesoa any ThaïlandeFantaro i Panya avy any Thaïlande ary fantaro ny fomba fanarahany an’i Jesoa. Maneho ny fiarahabana avy aty ThaïlandeAndao hanao dia hianarana momba an’i Thaïlande! Carolina MaldonadoSoratra Masina an’i SamiLasa nahay namaky teny i Sami tamin’ny alalan’ny fizàrana mamaky soratra masina. Afaka mamaky ny soratra masina ahoFanamby iray mba handeha sy hanao ny zavatra izay andidian’ny Tompo, tahaka an’i Nefia. Ny herim-pon’i NefiaHira notsorina ho an’ny “Ny herim-pon’i Nefia” Haley YanceyIlay bitsiky ny chips ovyMihaino ny bitsika iray izay manampy azy ho voaro amin’ny sakafo tsy zakany i Maya. M. Russell BallardAhoana no ahafahan’ny Fanahy Masina manampy ahy?Vakio ny hafatra iray avy amin’ny Filoha M. Russell Ballard momba ny Fanahy Masina. Mihaino ny Fanahy MasinaHevitra ho an’ny firaha-mientana mandritra ny takariva ho an’ny fianakaviana David DicksonIlay fety tonga lafatra ho an’i DadabeMivavaka I Alex mba tsy ho avy ny orana mandritra ny fety fankalazana ny tsingerin-taonan’i dadabeny. Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Inona no atao hoe Tempoly?Karatra maneho an’ireo tempoly manerana izao tontolo izao. Ny fianakavian’i LehiaSahanasa sary miafina momba ny tantara ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Testamenta iray hafa momba an’i Jesoa KristyFantaro ny maha testamenta iray hafa momba an’i Jesoa Kristy ny Bokin’i Môrmôna. Ny Hazon’ainaVakio ny tantara iray momba ny hazon’aina avy amin’ny nofin’i Lehia. Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto asa atao ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Lucy Stevenson EwellFotoana famakiana soratra masina mampatoryMandalina ny soratra masina miaraka amin’ny fianakaviany i Elvira amin’ny maraina. Susan H. PorterAfaka mitondra fiovana ianareoHafatra mikasika ny tokony ho fihetsik’ireo ankizy amin’ny maha mpikamban’ny Fiangonan’ Andriamanitra azy ireo. Rojom-pinamananaAsa tanana atao momba ny finamanana Margo sy PaoloManoratra any amin’i Matt sy i Mandy naman’izy ireo i Margo sy i Paolo ary mitantara amin’izy ireo ny momba ny zava-nitranga nandritra ny taona. Fizarana ho an’ny ankizy lehibe Fizarana ho an’ny ankizy lehibeFanolorana ny fizarana ho an’ny ankizy lehibe. Chelsea MortensenIlay vakiteny natao tanjonaMametraka tanjona hanatsarana ny famakiany i Anders. Chloe C.Ny fijoroana ho vavolombelona ananako manokanaMizara ny fomba nahazoany fijoroana ho vavolombelona momba ny Bokin’i Môrmôna i Chloe C. Mampifandray ireo Soratra MasinaSahanasa mampifandray teboka momba ny Bokin’i Môrmôna. Tafatafa tamin’i Eilish mikasika ny Fanahy MasinaMamaly fanontaniana momba ny fomba anampian’ny Fanahy Masina antsika i Eilish. Inona no ao an-tsainao?Torohevitra ho an’ireo ankizy lehibe momba ny fametrahana tanjona. Fizarana ho an’ny namana kely Fizarana ho an’ny namana kelyFantaro ireo namana mbola kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny famakiana ny Soratra MasinaTantara iray sy asa atao iray ho an’ny ankizy kely mikasika ny famakiana soratra masina. Inona no atao hoe Soratra Masina?Tantara fohy ho an’ireo ankizy mbola kely mikasika ny atao hoe soratra masina. Ny soratra masina dia mampianatra momba an’i JesoaPejy lokoina misy ny hafatra hoe “Ny soratra masina dia mampianatra momba an’i Jesoa.” Manatòna an’i KristyAsa kanto peta-drindrina maneho ny sarin’i Jesoa Kristy. Ry ray aman-dreny malalaVakio ny hafatra iray ho an’ny ray aman-dreny momba ny Fanahy Masina.