Namana
Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny famakiana ny Soratra Masina
Janoary 2024


“Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny famakiana ny Soratra Masina,” Namana, Jan. 2023, 44–45.

Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny famakiana ny Soratra Masina

alt text

Sary nataon’i Deb Johnson

Notenenin’i Jesoa isika mba hamaky ny soratra masina.

alt text

Na dia mbola kely aza aho dia afaka mianatra zavatra avy ao amin’ny soratra masina!

alt text

Rehefa mihaino aho dia afaka mianatra ho toa an’i Jesoa Kristy.

alt text

Natao ho an’ny olona rehetra ny soratra masina!

Fotoana ho an’ny asa atao

alt text

Ampio i Nefia sy ny fianakaviany hiampita ny ranomasina ho any amin’ny tany nampanantenaina. Inona no tantara tianao indrindra ao amin’ny soratra masina?