Namana
Karatra misy sarina tempoly
martsa 2024


“Inona no atao hoe fahazoan-dalana hidirana ny tempoly?” Namana, martsa 2024, 22.

Karatra misy sarina tempoly

“Inona no atao hoe fahazoan-dalana hidirana ny tempoly?”

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Rachel Erickson

Afaka mihaona amin’ny evekanao na ny filohan’ny sampana misy anao ianao amin’ny taona maha feno 12 taona anao mba hanao dinidinika momba ny tempoly. Raha toa ka samy mahatsapa ianareo fa vonona sy mendrika ianao dia hanome fahazoan-dalana hidirana ny tempoly ho anao izy. Io sombin-taratasy io dia maneho fa mendrika ny hiditra ao anatin’ny tempoly ianao.

Tempolin’i Papouasie-Nouvelle-Guinée

  • Io no tempoly voalohany ao Papouasie-Nouvelle-Guinée.

  • Mandra-pisokatr’izany dia tsy maintsy mandeha fiaramanidina ny mpikambana mba hitsidika tempoly iray lavitra.

  • Nihoby sy nitomany noho ny hafaliana ny olona tany Papouasie-Nouvelle-Guinée rehefa nambara ilay tempoly.

Ny tempolin’i Montevideo Orogoay

  • Io no tempoly voalohany naorina tany Orogoay.

  • Io no tempoly voalohany natokana taorian’ny taona 2000.

  • Olona 24 000 mahery no nitsidika ny varavarana misokatra ho an’ny tempoly!

Hamoaka printy