“Tempoly iray tao amin’ny tany nampanantenaina,” Namana, martsa 2024, 23.
Tadiavo izany: Bokin’i Môrmôna
Tempoly iray tao amin’ny tany nampanantenaina
Nanorina tempoly tao amin’ny tany nampanantenaina ny Nefita (jereo ny 2 Nephi 5:16). Hitanao ve ireo zavatra miafina?