Namana
Fampifandraisana amin’ny haino vaky jery
martsa 2024


“Fampifandraisana amin’ny haino vaky jery,” Namana, martsa 2024, 39.

Zavatra mahafinaritra

Fampifandraisana amin’ny haino vaky jery

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Valeria Danilova

Araho ny lalan’ny olona tsirairay hahitana ny fomba anampian’ny teknolojia azy ireo! Inona avy ireo fomba tsara sasantsasany apiasanao ny haino vaky jery?

  • Mandeha miasa matetika ny renin’i Diego. Malahelo azy izy.

  • Misedra andro sarotra i Ruka any an-tsekoly. Mahatsapa hovizana sy malahelo izy.

  • Tia biby i Theo. Te hianatra momba ny biby manerana izao tontolo izao izy.

  • Ny fihainoana hira mampahery dia mety hahatonga antsika hahazo aina.

  • Afaka mianatra momba ny zavaboarin’Andriamanitra avy amin’ny tranonkala azo antoka an-jotra isika.

  • Afaka mampiasa teknolojia isika hiresahana amin’ny olona tiantsika, na dia lavitra aza izy ireo.

Hamoaka printy