martsa 2024 Ry namana malalaMamakia hafatra momba ny Paska. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Henry B. EyringVelona i Jesoa KristyHafatry ny Paska avy amin’ny Filoha Henry B. Eyring Breanna CallIlay Reniakoho sy ireo akohokelyNahita reniakoho nanangona ny zanany i Clara ary nianatra ny fomba hanaovan’i Jesoa Kristy izany ho antsika. Manara-dia an’i Jesoa any Papouasie-Nouvelle-GuinéeFantaro i Erwin avy any Papouasie-Nouvelle-Guinée ary fantaro ny fomba anarahany an’i Jesoa. Arahaba avy any Papouasie-Nouvelle-Guinée!Manaova dia hahafantarana an’i Papouasie-Nouvelle-Guinée! Lucy Stevenson EwellIlay vato volomparasy mamirapiratraNibebaka i Marie rehefa avy nangalatra vato tao amin’ny tranomboky misy fampirantiana. Ireo Efamira mamintina ny fihaonambeSahanasa azon’ny ankizy atao mandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Afaka manasa ny hafa hanara-dia an’i Jesoa ahoFanamby iray ho an’ny ankizy mba hanasa ny hafa hanatona kokoa an’i Jesoa Kristy. Alelie Coronel-CamitanPaska tsy hay hadinoinaNankalaza ny Paska niaraka tamin’ny fianakaviany tamin’ny alalan’ny fihirana hira sy fianarana momba an’i Jesoa Kristy i Jonas. Dieter F. UchtdorfNahoana isika no mankalaza ny Paska?Vakio ny hafatra iray avy amin’ny Loholona Dieter F. Uchtdorf momba ny Paska. Lisin’ny Paska vita tananaAsa tanana momba ny Paska ho fahatsiarovana ny nitsanganan’i Jesoa Kristy tamin’ny maty. Mikaela WilkinsPensilihazo mpampihavanaNisafidy ny hamela heloka ny mpiara-mianatra aminy izay ratsy fanahy taminy ny ankizivavy iray. Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. “Inona no atao hoe fahazoan-dalana hidirana ny tempoly?”Karatra mivoaka isam-bolana momba ny tempoly manerana izao tontolo izao sy ireo zava-misy momba ny tempoly. Tempoly iray tao amin’ny tany nampanantenainaSahanasa sary miafina momba ireo Nefita nanorina tempoly. Avia, hanaraka Ahy Iza moa i Isaia?Nampiasa ny tenin’i Isaia i Nefia sy i Jesoa rehefa nampianatra ny olona izy ireo. Mpaminany i Isaia. Nahita an’i Jesoa i Jakôba sy i NefiaMamakia tantara iray momba ny naha-vavolombelona manokan’ny Tompo an’i Jakôba sy i Nefia. Sahanasa mifandray amin’ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto asa atao ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Pollyanna Mattos Vecchio Tetevana finoanaMino i Jacob fa rehefa manaraka ny Tenin’ny Fahendrena izy dia afaka manampy azy ny Ray any An-danitra. Mathias HeldOhatra tsara irayNy Loholona Held dia mitantara ny fomba nandavany ny alikaola sy ny naha-ohatra azy ho an’ireo mpiara-miasa aminy. Haza voankazoLalao mila fahavitrihana azo atao miaraka amin’ny namana sy ny fianakaviana Margo sy PaoloNiaraka nahandro sy niresaka momba ny sakafo ara-pahasalamana i Paulo sy Bebe. Fizarana ho an’ny ankizy lehibe Fizarana ho an’ny ankizy lehibeFanolorana ny fizarana ho an’ny ankizy lehibe. Charlotte Larcabal SpeakmanNajanon’i Janeelyn ny fanakisahana ny efijeryVoatariky ny Fanahy hitsahatra amin’ny fijerena ireo horonan-tsary amin’ny findainy i Janeelyn. Sarotra ny manohitra izany, saingy mivavaka izy. Inona no ao an-tsainao?Vakio ny antony maha-zava-dehibe ny zavatra safidianao hojerena sy hohenoina. Fampifandraisana amin’ny haino vaky jerySahanasa ahitana lalana mifampidipiditra mampianatra ny ankizy ny fomba tsara hampiasana ny haino vaky jery. Tafatafa niarahana tamin’i Will momba ny fanampiana ireo mpitsoa-ponenanaMizara ny fomba nanampiany ireo mpitsoa-ponenana tao amin’ny faritra misy azy i Will avy any Etazonia. Ashlyn B.Fotoana bebe kokoa iarahana amin’i MaxNizara ny fomba nahazoany fampiononana i Ashlyn rehefa very ny alikany. Fizarana ho an’ny namana kely Fizarana ho an’ny namana kelyFantaro ireo namana mbola kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fankasitrahana noho ny vatakoTantara iray sy sahanasa iray ho an’ny ankizy kely mikasika ny fanehoana fankasitrahana noho ny vatan’izy ireo. Inona no antsoina hoe Paska?Tantara fohy ho an’ireo ankizy kely mikasika ny atao hoe Paska. I Jesoa no Mpamonjy antsikaPejy holokoina miaraka amin’ny hafatra hoe: “I Jesoa no Mpamonjy antsika” Ny namangian’i Jesoa Kristy ireo NefitaSary hoso-doko tsara tarehy an’i Jesoa Kristy nitsidika ny Nefita tany Amerika. Ry ray aman-dreny malalaVakio ny hafatra iray ho an’ny ray aman-dreny momba ny haino vaky jery.