“Pensilihazo mpampihavana,” Namana, martsa 2024, 18–19.
Pensilihazo mpampihavana
Tany Madagasikara no nitrangan’ity tantara ity.
Mila an’iny aho!
He!
Tezitra be aminy aho!
Nilaza anefa i Jesoa ny mba hamelana heloka.
Tsy tian’i Jesoa hiady isika.
Ao tsara ve ianao?
Miala tsiny aho fa naka ny pensilihazonao.
Tsy maninona ka. Mamela anao aho.