“Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fankasitrahana noho ny vatako,” Namana, martsa 2024, 44–45.
Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fankasitrahana noho ny vatako
Fanomezana avy amin’ Andriamanitra ny vatako.
Afaka manao zavatra mahatalanjona maro izy io!
Koa satria fanomezana ny vatako, dia tiako ny hikarakara azy tsara.
Rehefa mikarakara ny vatako aho dia mba faly koa ny fanahiko!
Fotoana ho an’ny asa atao
Afaka manampy ny vatanao hitombo amin’ny alalan’ny fihinanana sakafo ara-pahasalamana ianao! Jereo ny maodely tsirairay. Inona no lokon’ny legioma manaraka?