“Margo sy Paolo,” Namana, martsa 2024, 34.
Margo sy Paolo
Bebe a!, firy taona ianao?
186!
Ahoana hoe e?! Tsy antitra be toy izany ianao.
Mananiany fotsiny aho! Saingy mbola antitra foana aho. Ary fantatrao ve ny fomba naha ela velona ahy toy izany?
Amin’ny fomba ahoana?
Satria mihinana ireo legioma voleko foana aho!
Tena mampitombo ny andro iainanao ve ny fihinanana legioma?
Manampy izany! Rehefa mikarakara ny vatantsika isika dia manome antsika hery sy ny tanjaka Andriamanitra.
Toa efa masaka ity sakafo ity! Manitra ilay izy.
Fotoana hanaovana andran-tsiro izao!
Nahomby ve isika?
Eny! Matsiro ilay izy! Sady mahasalama ihany koa.
Angamba indray andro any dia hahatratra 186 taona aho.
Noho izany dia tokony hohaninao ny legiomanao!