April 2017 Fanovozan-kevitra ho an’ny takarivan’ny mpianakavy Ny marina amin’ny finoana no ho velona Dieter F. UchtdorfNy marina amin’ny finoana no ho velonaAmpitahain’ny Filoha Uchtdorf amin’ny savony ny fivavahana. Afaka manana izany ny olona rehetra, saingy tsy tanteraka ny tanjony raha tsy ampiasaina izany. Hazavainy ny fomba ahafahan’ny marina miaina amin’ny alalan’ny finoana. Manompo ny hafa amim-pinoana Fahatokiana Ny fianianana sy ny fanekempihavanan’ny FisoronanaNy hafatra ho an’ny famangiana isan-tokantrano amin’ity volana ity dia manazava ny fomba ahafahan’ny rahavavy manana fahatakarana tsara kokoa mikasika ny fianianana sy ny fanekempihavanan’ny fisoronana ary manaiky tanteraka ireo fitahiana sy fampanantenana avy amin’ny fisoronana. Robert D. HalesNy Sorompanavotan’ny Mpamonjy: Fototra iorenan’ny maha-kristianina marinaManazava ny antony sy ny fomba mahatonga ny Sorompanavotan’ny Mpamonjy ho fitsipika fototry ny filazantsara ao amin’ny Fiangonana sy eo amin’ny fiainantsika ny Loholona Hales. David A. EdwardsNy Fitsanganan’i Jesoa Kristy tamin’ny maty ary ireo fahamarinana mikasika ny vatana Steven K. Jones and Michael F. MoodyAvia, manatòna Azy Nanon TalleyTetezana mitondra any amin’ny fanantenana sy ny fahasitrananaIreo fomba ahafahan’ny olona niharan’ny herisetra ara-nofo mahatakatra ilay faharatrana ara-pihetsehampo sy ara-batana sy manolo ny fanaintainana amin’ny fiadanana ary tsy milanja enta-mavesatra tsy ilaina intsony. Amneris PuscasuIlay Alibaoma tranainin’ny fianakaviana: Ny herin’ny tantaran’ny fianakaviana Larry R. LawrenceMitohy ny adyMizara tetikady efatra izay ampiasain’i Satana mba hanaovana izay hampiala antsika eo amin’ny lalan’ny filazantsara izay nofidintsika tsirairay tany amin’ny fiainana talohan’ny nahaterahana ny Loholona Larry R. Lawrence. Skaidrīte Bokuma: Liepāja, Lettonie Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Maria HernandezAza alefa izany hira izany azafady Luiz MarcelinoIlay poketra very Kristi LewisNisy namonjy tao amin’ny lalantsara Alex WhibleyVita! Ho an’ny tanora Allie Arnell and Margaret WilldenMahatakatra ny tsodranon’ny Patriarika nomena anao Karina Martins Pereira Correia de LimaMiomana ho amin’ny dia iray vaovaoManahy ny amin’ny fianakaviany ho avy ny tanora iray, kanefa nahazo toky avy amin’ny vavaka sy ny soratra masina izy fa handeha tsara daholo ny zavatra rehetra raha mbola mitandrina ny didy sy mametraka ny fitokiany amin’ Andriamanitra izy. Ho an’ny Zatovo Ahoana no handinihako ao an-tsaiko sy amin’ny foko? Amboary mba ho mety tsara aminao ny fandalinanao ny filazantsara Quentin L. CookNy fomba ahitana fiadanana marina Abegail D. FerrerHadino ireo boky fa tadidy ny fijoroana ho vavolombelona Margaret WilldenNahita Azy izy ireo Sehatra ho Antsika Sary: La lutte suprême (Mandrosoa ry miaramila Kristianina) Ahoana no ahafahako mahafantatra fa mihaino ny vavaka ataoko Andriamanitra? Ho an’ny ankizy Julie C. DonaldsonI Andrei sy ny teny ratsy David A. BednarAhoana no ahafahako manampy ny fianakaviako hatanjaka? Joy D. JonesMiomana isan’andro ny hiditra ny tempoly Jane McBrideNamiratra i Star Elizabeth PinboroughAoka ianao ho fahazavana Manaparitaka ny filazantsara Lindsay TannerMieritreritra an’i Jesoa Kim Webb ReidNanome antsika ny Fanasan’ny Tompo i Jesoa Lisin’ny Paska Bruce R. McConkieNy herin’ Andriamanitra