2018
Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2017
May 2018


Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2017

Ho fampahafantarana ny mpikamban’ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ireto antontan’isa manaraka ireto momba ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana hatramin’ny 31 Desambra 2017 teo.

Rantsan’ny Fiangonana

Tsatòka

3.341

Misiôna

421

Distrika

553

Paroasy sy sampana

30.506

Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana

Totalin’ny isan’ny mpikambana

16.118.169

Isan’ireo zaza vaovao voarakitra

106.771

Mpikambana vaovao vita batisa

233.729

Misiônera

Misiônera amin’ny fotoana feno

67.049

Misiônera mpanao asa soa ho an’ny Fiangonana

36.172

Tempoly

Tempoly notokanana tamin’ny 2017 (Paris Frantsa, Tucson Arizona, Meridian Idaho, Cedar City Utah)

4

Tempoly naverina notokanana tamin’ny 2017 (Idaho Falls Idaho)

1

Tempoly miasa tamin’ny faran’ny taona

159

Hamoaka printy