Martsa/Aprily 2022 Tonga soa ato amin’ity laharana ityChad FordManova ny fifandirana ho lasa fitiavanaFampidirana an’ity laharan-gazetiboky nivoaka amin’izao fotoana izao ity izay manamafy ny foto-kevitra hoe manova ny fifandirana ho lasa fitiavana. Tafaorina eto ny FiangonanaKuala Lumpur, MaleziaFitantarana ny fivoaran’ny Fiangonana any Malezia. Henoy IzyPeta-drindrina misy zava-kanto mahafinaritra sy soratra masina. D. Todd ChristoffersonNy afo mandion’ny fahorianaMampianatra ny Loholona Christofferson fa rehefa mikatsaka ny fanampian’ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy isika, dia handio antsika ny fahoriantsika fa tsy handresy antsika. Ireo fototry ny filazantsaraManompo amin’ny antso ao amin’ny FiangonanaFitsipika fototra momba ny fanompoana amin’ny antso ao amin’ny Fiangonana. Orson S. FrancoMikatsaka an’i Kristy isan’andro ve ianao?Miresaka momba ny maha-zava-dehibe ny fikatsahana an’i Kristy isan’andro ny tanora iray avy any Guatemala. Fitsipika momba ny fanompoanaAfaka manampy antsika ao anatin’ireo fotoan-tsarotra AndriamanitraIty lahatsoratra ity dia mampianatra fa avy amin’ireo fitsapana sy fanamby lalovantsika dia afaka mahazo traikefa sy finoana ary fangorahana isika izay manome fahafahana antsika hanampy ny hafa. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Diana LoskiAntsoy aho alohaNisy vehivavy iray izay miandrandra ny andro iray tsy fiasana kanjo nangatahana mba hikarakara vavy antitra iray tapaka lalan-drà tamin’io andro io. Lasa traikefa nitondra soa izany. Sandra MartinezHiala ve aho?Voatohina ny mpikambana iray nandritra ny fiaraha-mientana iray nataon’ny Fikambanana Ifanampiana saingy tsy navelany hanakana azy tsy hanohy ao amin’ny Fiangonana izany fanafintohinana izany. Luz Stella de Berrio ArenasNdao hitsidika ny tempolyManampy ny rafozany marary ny vehivavy iray amin’ny alalan’ny fiarahana maka sary an-tsaina aminy hoe mitsidika tempoly. Rirhandzo NkonyaneMisafidy ny hihaino Azy ahoNihamafy orina ny fijoroana ho vavolombelona ananan’ny vehivavy iray rehefa nivaly ny vavaka nataony hahavelona ny fiaran’ny fianakaviana. Chad FordMahita ny tavan’ Andriamanitra ao amin’ireo fahavalontsikaAfaka manome lalana arahina ho an’ny fiainantsika ireo lesona avy ao amin’ny Testamenta Taloha mikasika ny fandresena ny fifanjihirana. Destiny YarbroInona marina no atao hoe fanehoana fanajana?Rehefa mampivelatra ny famaritantsika ny hoe fanehoana fanajana isika dia ho afaka mampianatra sy manompo kokoa amin’ny fomban’ny Mpamonjy ary ho afaka maneho fanajana na dia amin’ireo toe-javatra tsy ampoizina indrindra aza. Kelly R. JohnsonAry Jehovah nomba an’i JosefaMampianatra ny Loholona Johnson fa amin’ny alalan’ny ohatr’i Josefa tany Egypta dia mianatra isika fa miaraka amintsika foana ny Tompo na eo amin’ny tsara na eo amin’ny ratsy. Avia, hanaraka Ahy Fitovizana eo amin’i Josefa tany Egypta sy i Jesoa KristyFomba maro anehoan’ny tantaran’i Josefa tany Egypta ny fiainana sy ny asa nanirahana an’i Jesoa Kristy. Haikanto momba ny Testamenta TalohaMosesy zazakely miaraka amin-dreniny sy ny anabavinyZava-kanto mahafinaritra maneho tranga ao amin’ny Testamenta Taloha. Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo Miomana hanao asa fitoriana ny filazantsara Miomana hitory ny filazantsara Zarao ny fahazavana “Tsy toy ny nanampoizako azy velively ny asa fitoriana ny filazantsara nataoko—dia izao no zavatra no zavatra nianarako” Martsa 1992 : Distrikan’i Botswana