Septambra 2023 Henoy IzyPeta-drindrina misy haikanto sy soratra masina. Tonga soa ato amin’ity laharana ityCamille N. JohnsonMiray hina amin’ny maha mpirahavavy sy mpirahalahy ao amin’i KristyNy Filoha Johnson dia mampianatra antsika ny fomba afahantsika hiray hina amin’ny alalan’i Kristy ao amin’ny asan’ny famonjena sy ho an’ny fisandratana. Ireo lahatsoratra misy ato Gerrit W. GongMpirahalahy sy mpirahavavy ao amin’ny TompoMampianatra ny Loholona Gong fa manana fahombiazana lehibe kokoa isika eo amin’ny fanompoana ny Tompo rehefa manome lanja ny fandraisan’ny tsirairay anjara sy miara-miasa, mpirahalahy sy mpirahavavy ao amin’ny asany. Ireo fahagagana nataon’i JesoaCamille N. JohnsonNy halemem-panahin’ilay vehivavy KananitaNy Filoha Johson dia mampianatra ny fomba anehoan’ilay vehivavy Kananita izay tsy dia fantatra firy ao amin’ny Matio 15 ny finoana sy ny fahalemem-panahy. Kyle S. McKay“Mba tiako ny hahatsiarovanareo”Mampianatra ny Loholona McKay fa ny tsirairay amintsika dia nomena fampahatsiahivana manokana momba an’i Kristy ary tokony hibanjina azy ireo sy hahatsiaro Azy isika. Vahaolana ara-pilazantsara Mpiasa ao amin’ny Family Services (Sampana manolotra fanampiana mahakasika ny fianakaviana) Aorian’ny donan-tsaina: Manangana tohi-bely sy mandray fanasitrananaMizara hafatra momba ny fanasitranana sy fomba dimy hananganana tohi-bely ny mpiasa ao amin’ny Sampan-draharaha misahana ny fianakaviana. Marlene SullivanFeno fankasitrahana fa maheno AzyManana fahasarotana amin’ny fandrenesana aho mandritra ny fotoam-bavaka saingy ity tantara avy ao amin’ny Testamenta Vaovao ity dia nanampy ahy hahita ny toe-javatra tamin’ny fomba hafa. Avia, hanaraka Ahy Ireo dia nataon’i Paoly ApôstôlyNanao dia an-togotra sy an-tsambo nihoatra ny 14484,10 kilometatra ny i Paoly Apôstôly tamin’ireo dia fitoriana ny filazantsara nataony. Ireo epistily nosoratan’i Paoly Apôstôly, Tapany 2Topimaso amin’ireo epistily dimy nosoratan’i Paoly Apôstôly Ahoana no hampiraisantsika hina bebe kokoa ny mpiangona ao amintsika?Ahoana no ahafahantsika mandresy ny fisaratsarahana amin’ny hafa sy hahatonga antsika hiray hina bebe kokoa. Inona avy ireo zavatra mahatalanjona mitranga noho ny Fitsanganana amin’ny maty?Fitahiana telo tonga amintsika noho ny Fitsanganana amin’ny maty. Ahoana no anampian’ny alahelo araka an’ Andriamanitra antsika hibebaka?Mianara misimisy kokoa momba ny alahelo araka an’ Andriamanitra avy ao amin’ny 2 Korintiana 7. Ahoana no hanatsorako ny fiainako mba hifantoka amin’i Kristy?Ahoana no hanarahana ny fampianaran’i Paoly mba hifantoka amin’ny “fahadiovana amin’i Kristy.” Fitsipika momba ny fanompoanaManompo ombam-paharetanaAhoana no fomba hampitomboana ny faharetana eo amin’ny fiainantsika manokana sy ny fiainan’ireo izay tompointsika. Tafaorina eto ny FiangonanaTaipei, TaiwanFitantarana ny fivoaran’ny Fiangonana any Taiwan. Ireo fototry ny filazantsaraMikarakara ireo izay mila fanampianaTopimaso ankapobeny momba ireo fitsipika mifandraika amin’ny fikarakarana ireo sahirana. Ho an’ny ray aman-drenyMitodiha any amin’ Andriamanitra mba hahitana tanjona sy fitarihanaLahatsoratra “Ho an’ny ray aman-dreny” mahakasika ny fomba hahatsiarovantsika an’i Kristy sy hanarahana ireo loharanom-pitaovana nomena antsika mba hahitana tanjona eto amin’ity fiainana ity. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Zheng LiuBatisa zoma alinaManatrika fotoam-bavaka amin’ny batisan’ny Fiangonana ny lehilahy iray maniry ny hibebaka ary dia nentanim-panahy handray ny fifanakalozan-kevitra iarahana amin’ny misiônera. Laura A. MikuleckyMizara tahadika-na Bokin’i Môrmôna miisa 72Mahavita mizara Bokin’i Môrmôna amin’ireo olona tonga ao an-tranony mba hanampy azy hikarakara ny vadiny izay marary sy hanavao ny lavarangana ny vehivavy iray. Michael J. LantzTe-hahafantatra bebe kokoa ve ianao?Nanontany ny miaramila namany iray, Olomasin’ny Andro Farany, ny zatovolahy iray tao amin’ny tafika, hoe nahoana izy no toa miavaka, ka nitarika ilay zatovolahy hahafantatra momba ny filazantsara. Phumelele MkhizeSitrana tao amin’ny tempolyTao amin’ny tempoly ny vehivavy iray izay maty anaka roa dia nahatsapa fanomezan’antoka lalina fa tia azy ny Tompo ary mahafantatra ny tolona atrehany. Jeffrey N. ReddOlona atolotra ampianarina tao am-ponjaTsy nampoizina ny nampidirana am-ponja ny rahavavy misiônera iray. Mampianatra ny fitsipiky ny filazantsara amin’ireo iray fonja aminy izy raha an-jatony kosa ny olona mivavaka ny hamotsorana azy. Tanora Matthew L. RasmussenMandray sy manolotra fiaraha-mioryMampianatra ny fomba hahazoana sy hanehoana fiaraha-miory amin’ny hafa ny mpampianatra institiota iray. Csaba Zétény KozmaMahatakatra ihany ny dikan’ny hoe tian’ Andriamanitra nony faranyMahita fanantenana ao sy tanjaka ny tanora iray noho ny fahatantarana fa zanak’ Andriamanitra izy. Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo Fomba ahatsiarovana ireo fanekempihavanan’ny tempoly nataontsika Ilay antson’ny Tompo mba hitady ireo rehetra izay afaka handeha hanao asa fitoriana BYU Pathway Worldwide, fizarana mari-pahaizana voalohany manan-tantara tao Lesotho Indray mipika eo amin’ ny tantaran’ny Fiangonana: Dokotera Patrick Chikusu avy any Zambia Inona no ataonao mba Hifandray amin’i Kristy?