Fiadidian’ny tsatòka
Ny vokatra azo avy amin’ny drafitra faobe


“Ny vokatra azo avy amin’ny drafitra faobe,” Torolalana ho an’ny drafitra faobe momba ny trano fiangonana (2022)

“Ny vokatra azo avy amin’ny drafitra faobe,” Torolalana ho an’ny drafitra faobe momba ny trano fiangonana

Sary
i Jesoa Kristy manasitrana lehilahy iray

Ny vokatra azo avy amin’ny drafitra faobe

Ho voatahy ireo mpikambana rehefa manaraka ny fanasan’ny Mpamonjy mba ho “mpanarato olona” (Matio 4:19) ireo mpitarika ao amin’ny fisoronana sy rehefa miasa mafy ireo mpitarika ao amin’ny fisoronana mba hanatanteraka drafitra izay hampatanjaka ireo mpikambana. Ny Fiangonana manontolo dia voatahy rehefa manaraka ireo fitsipika sy torolalana napetraka ireo mpitarika ao amin’ny fisoronana sy ny Tale misahana ny raharaha ara-nofo (TRA) eo anivon’ny vondromparitra ary ny mpiasany mba hanomezana trano fiangonana ahafahan’ny mpikambana mivory sy mitsaoka.

Hamoaka printy