Ireo mpikamban’ny Fiangonana dia afaka manokana ny tranony ho trano masina izay azon’ny Fanahy Masina hitoerana ary ahafahan’ireo olona ao amin’ny fianakaviana mivavaka, mahazo fiarovana amin’izao tontolo izao, mitombo ara-panahy, ary miomana ho amin’ny fifandraisan’ny fianakaviana mandrakizay.