Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Asan’ny Apôstôly 22


DJS, Asan’ny Apôstôly 22:29–30. Ampitahao amin’ny Asan’ny Apôstôly 22:29–30

Novahan’ilay mpifehy arivo ny kofehy namatotra an’i Paoly.

29 Dia nandao azy faingana ireo izay saika hanadina azy, ary ny mpifehy arivo koa dia natahotra rehefa nahalala fa Romana izy, satria efa nampamatotra azy izy, ka novahany tamin’ny fatorany izy.

30 Ary nony ampitso, satria ta-hahafantatra marina izay niampangan’ny Jiosy azy ny mpifehy arivo, dia nasainy niangona ny lohan’ny mpisorona sy ny filankeviny rehetra, ary nentiny nidina i Paoly ka nampitoeriny teo anatrehany.

Hamoaka printy