Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Asan’ny Apôstôly 9


DJS, Asan’ny Apôstôly 9:7. Ampitahao amin’ny Asan’ny Apôstôly 9:7; 22:9

Ireo izay niaraka tamin’i Paoly tamin’ny fiovam-pony dia nahita hazavana, saingy tsy nandre ny feo na nahita ny Tompo izy ireo.

7 Ary ireo izay nandeha niaraka taminy dia nahita tokoa ny hazavana ary natahotra; saingy tsy nandre ny feon’izay niteny taminy izy ireo.

Hamoaka printy