Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Hebreo 1


DJS, Hebreo 1:6–7. Ampitahao amin’ny Hebreo 1:6–7

Ireo anjely dia fanahy manompo.

6 Ary ankoatra izany, rehefa mitondra ny Lahitokana ho eo amin’izao tontolo izao Izy dia manao hoe: Ary aoka ny anjelin’ Andriamanitra rehetra hidera Azy izay manao ny mpanompony ho toy ny lelafo.

7 Ary ny momba ireo anjely dia hoy Izy: Ireo anjely dia fanahy manompo.

Hamoaka printy