Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 1 Timoty 6


DJS, 1 Timoty 6:15–16. Ampitahao amin’ny 1 Timoty 6:15–16

Ireo izay manana ny fahazavan’ny tsy fahafatesana (ny filazantsara) mitoetra ao aminy dia afaka mahita an’i Jesoa.

15 Izay hasehony amin’ny fotoany, izay Andriana sambatra sady tokana, ny Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo, ho Azy anie ny haja sy ny voninahitra maharitra mandrakizay;

16 Izy izay tsy nisy nahita sady tsy hay jerena, Izy izay tsy hain’ny olona akaikezina afa-tsy izay manana ny fahazavana sy ny fanantenan’ny tsy fahafatesana mitoetra ao aminy.

Hamoaka printy