Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 1 Timoty 2


DJS, 1 Timoty 2:4. Ampitahao amin’ny 1 Timoty 2:4

I Kristy no Zanaka Lahitokana sy Mpanalalana.

4 Izay tia ny hahavoavonjy ny olon-drehetra sy ny hahatongavany amin’ny fahalalana ny marina izay ao amin’i Kristy Jesoa, izay Zanaka Lahitokan’ Andriamanitra, ary voatokana ho Mpanalalana amin’ Andriamanitra sy ny olona; izay Andriamanitra iray ary manana fahefana amin’ny olon-drehetra.

Hamoaka printy