Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Matio 18


DJS, Matio 18:11. Ampitahao amin’ny Matio 18:11; jereo koa ny Môrônia 8

Tsy mila fibebahana ny ankizy madinika.

11 Fa tonga ny Zanak’olona hamonjy izay efa very sy hiantso ny mpanota ho amin’ny fibebahana; fa ireto madinika ireto dia tsy mila mibebaka, ary hovonjeko ireo.

Hamoaka printy