Miaina ny filazantsara isika rehefa mampihatra ny finoantsika an’i Jesoa Kristy, mibebaka isan’andro, manao fanekempihavanana amin’ Andriamanitra rehefa mandray ireo ôrdônansin’ny famonjena sy ny fisandratana, ary maharitra hatramin’ny farany amin’ny alalan’ny fitandremana ireo fanekempihavanana ireo.