2010
Asa Fanompoana any amin’ny Tempoly, Fitahiana any amin’ny Tempoly
2010


Asa Fanompoana any amin’ny Tempoly, Fitahiana any amin’ny Tempoly

Satria isika mino ny hery mamehy ny fisoronana izay naverina amin’izao androntsika izao dia tsy nilavo lefona isika noho ny fahafantarana fa ny fanambadiantsika any amin’ny tempoly—ho amin’ny fotoana sy mandrakizay—dia tsy hanenenana na inona na inona fahafoizan-tena tsy maintsy ataontsika.

Tempolin’i Guatemala City Guatemala. Notokanana tamin’ny 14 Des. 1984.

Hamoaka printy