Tahirim-pitaovana
Manatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy Institiota


“Manatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy Institiota,” Fahaiza-manao ho fampivoarana ny mpampianatra (2022)

Manatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy Institiota,” Fahaiza-manao ho fampivoarana ny mpampianatra

Manatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy Institiota

Ireo kisary anaty pejy miisa telo etsy ambany ireo dia manazava ny fomba ahafahantsika manatanteraka ny tanjon’ny S&I ao am-po sy ao an-tsaina ary eo amin’ny fiainan’ireo mpianatsika rehefa mifantoka amin’ny traikefan’ny mpianatra isika, mampihatra ireo fitsipika sy fanazaran-tena izay miteraka ny traikefa irina ho azon’ny mpianatra, ary mampiasa ireo loharanom-pahalalana misy sy ireo fitaovana fanombantombanana mba hivoarana hatrany. Ny tanjon’ny S&I amin’ireo andiam-pehezan-teny miaina, mampianatra ary mitarika dia azo jerena eto.

Sary
Tanjon’ny S&I, pejy 1
Sary
Tanjon’ny S&I, pejy 2
Sary
Tanjon’ny S&I, pejy 3

Hamoaka printy