Fahaiza-manao ho fampivoarana ny mpampianatra Manatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy InstitiotaManatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy Institiota Mifantoha amin’i Jesoa Kristy Antitrantero ny ohatra nasehon’i Jesoa KristyAntitrantero ny ohatra nasehon’i Jesoa Kristy Ampio ny mpianatra hamantatra ny fitiavan’ny Tompo sy ny heriny ary ny famindrampony eo amin’ny fiainan’izy ireo.Ampio ny mpianatra hamantatra ny fitiavan’ny Tompo sy ny heriny ary ny famindram-pony eo amin’ny fiainan’izy ireo. Ampianaro ny momba ireo anarana fiantsoana an’i Jesoa Kristy sy ireo anjara asany ary ireo toetra nananany.Ampianaro ny momba ireo anarana fiantsoana an’i Jesoa Kristy sy ireo anjara asany ary ireo toetra nananany. Tiavo ireo izay ampianarinao Mamoròna tontolo isian’ny fanajana ny rehetra sy hahafantarany fa sarobidy ny anjara biriky entiny.Mamoròna tontolo isian’ny fanajana ny rehetra sy hahafantarany fa sarobidy ny anjara biriky entiny. Mivavaha ho azy ireo amin’ny alalan’ny fanononana ny anaran’izy ireo.Mivavaha ho azy ireo amin’ny alalan’ny fanononana ny anaran’izy ireo. Jereo amin’ny fomba hijeren’ Andriamanitra azy ireo ireo mpianatra.Jereo amin’ny fomba hijeren’ Andriamanitra azy ireo ny mpianatra. Katsaho ny hahafantatra azy ireo. Takaro ireo toe-javatra iainan’izy ireo, sy ireo zavatra ilain’izy ireo ary ny tanjak’izy ireo.Katsaho ny hahafantatra azy ireo. Takaro ireo toe-javatra iainan’izy ireo, sy ireo zavatra ilain’izy ireo ary ny tanjak’izy ireo. Mampianara amin’ny alalan’ny Fanahy Mamoròna sehatra sy fahafahana ho an’ireo mpianatra mba ho ampianarina amin’ny alalan’ny Fanahy Masina izy ireo.Mamoròna sehatra sy fahafahana ho an’ireo mpianatra mba ho ampianarina amin’ny alalan’ny Fanahy Masina izy ireo. Ampio ireo mpianatra hikatsaka sy hamantatra ary handray andraikitra eo anatrehan’ny fanambarana ho an’ny tena manokana.Ampio ny mpianatra hikatsaka sy hamantatra ary hanao asa mifanaraka amin’ny fanambarana ho an’ny tena manokana izay voarainy. Mijoroa ho vavolombelona matetika ary asao ny mpianatra hizara ny zavatra tsapany sy ny zavatra niainany ary ny fijoroana ho vavolombelona ananany.Mijoroa ho vavolombelona matetika ary asao ny mpianatra hizara ny zavatra tsapany sy ny zavatra niainany ary ny fijoroana ho vavolombelona ananany. Ampianaro ny fotopampianarana Mifantoha amin’ireo fahamarinana izay mitondra ho amin’ny fiovampo sy manorina finoana an’i Jesoa Kristy.Mifantoha amin’ireo fahamarinana izay mitondra ho amin’ny fiovampo sy manorina finoana an’i Jesoa Kristy. Ampio ny mpianatra hitady sy hamantatra ary hahatakatra fahamarinana ao amin’ny soratra masina.Ampio ny mpianatra hitady sy hamantatra ary hahatakatra fahamarinana ao amin’ny soratra masina. Ianaro avy amin’ny ezakao manokana ny filazantsaran’i Jesoa Kristy.Ianaro avy amin’ny ezakao manokana ny filazantsaran’i Jesoa Kristy. Ataovy izay hisian’ny fianarana amim-pahavitrihana Amporisiho ny mpianatra mba ho lasa mahafantatra ny Mpamonjy amin’ny alalan’ny fandalinana ny filazantsara isan’andro—tanjon’ny fandalinana.Amporisiho ny mpianatra mba ho lasa mahafantatra ny Mpamonjy amin’ny alalan’ny fandalinana ny filazantsara isan’andro. Amporisiho ny mpianatra mba ho lasa mahafantatra ny Mpamonjy amin’ny alalan’ny fandalinana ny filazantsara isan’andro—fifandraisana manokana.Amporisiho ny mpianatra mba ho lasa mahafantatra ny Mpamonjy amin’ny alalan’ny fandalinana ny filazantsara isan’andro. Amporisiho ny mpianatra hizara ireo fahamarinana izay ianarany.Amporisiho ny mpianatra hizara ireo fahamarinana izay ianarany.