Namana
Ny batisako sy ny fandraisana ahy ho mpikambana
Batisa sy fandraisana ho mpikambana


“Ny batisako sy ny fandraisana ahy ho mpikambana,” Namana, aogositra 2023, 15.

Ny batisako sy ny fandraisana ahy ho mpikambana

Sary
alt text here

Ny anarako dia _________

Nisafidy ny hanara-dia an’i Jesoa Kristy kristy aho ary ho lasa mpikambana ao amin’ny Fiangonany.

Natao batisa tamin’ity andro ity aho: _________

Ny nanao batisa ahy dia i: _________

Nandray ny fanomezana ny Fanahy Masina aho dia noraisina ho mpikamban’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany.

Noraisina ho mpikambana tamin’ity andro ity aho: _________

Ny nandray ahy ho mpikambana dia i __________

___________

Ny filohan’ny Kilonga misy ahy

___________

Ny evekako na filohan’ny sampana misy ahy

___________

Ny Paroasy na sampana misy ahy

___________

Ny tsatòka na distrika misy ahy

Hamoaka printy