Namana
Margo sy Paolo
Batisa sy fandraisana ho mpikambana


“Tonga soa ato amin’ny Fiangonana!” Namana, aogositra 2023, 38–39.

Tonga soa ato amin’ny Fiangonana!

Sary
alt text

Manahoana! Izahay no Margo sy Paolo.

Te hiaraka aminay any am-piangonana ve ianareo?

Sary
alt text

Hasehonay anareo hoe manao ahoana ny any.

Sy ny zavatra rehetra azonareo atao ao!

Sary
alt text

Afaka mandray ny fanasan’ny Tompo ianareo ao am-piangonana.

Sary
alt text

Afaka mieritreritra momba an’i Jesoa Kristy sy ny zavatra nataony ho anareo ianareo.

Sary
alt text

Afaka mianatra momba ny filazantsara ianareo.

Sary
alt text

Afaka miara-mivavaka ianareo.

Sary
alt text

Afaka mametraka fanontaniana ianareo.

Sary
alt text

Afaka mihira ianareo.

Sary
alt text

Afaka mizara ny zavatra tsapanareo na fantatrareo fa marina ianareo.

Sary
alt text

Afaka mahazo namana vaovao ianareo ary manampy ny hafa hahatsapa ho voaray tsara.

Sary
alt text

Afaka mahatsapa ho akaiky an’i Jesoa Kristy ianareo.

Sary
alt text

Ary afaka manasa ny hafa hianatra momba Azy koa!

Sary
alt text here

Sary nataon’i Katie McDee

Hamoaka printy