“Kilalao fizahana harena miafina ao am-piangonana,” Namana, aogositra 2023, 32.
Kilalao fizahana harena miafina ao am-piangonana
Ny Fiangonana dia toerana azonao ianarana, hahafahana mifalifaly, ary hanampiana ny hafa. Jereo hoe firy amin’ireo zavatra ato amin’ity lisitra ity no azonao atao!
-
Mifandraisan tanana amin’ny evekanao na filohan’ny sampana misy anao.
-
Manampia amin’ny fandaminana seza na ny fitsimponana fako
-
Mianara hira ao amin’ny fihirana na hiran’ny Kilonga
-
Manolora tena hanampy ao amin’ny Kilonga
-
Henoy ireo lahateny mandritra ny fivoriana fanasan’ny Tompo
-
Mamantara anaran’olona ao amin’ny Kilonga
-
Mizarà soratra masina amin’olona
-
Isaory ny mpampianatra anao ao amin’ny Kilonga
-
Mihainoa ny hafa rehefa miresaka izy ireo
-
Mamalia fanontaniana ao an-dakilasy
-
Mangataha tahadikan’ny Boky torolalana ho an’ny ankizy amin’ny mpitarika anao ao amin’ny Kilonga
-
Miresaha amin’ny olona iray vaovao