“Ny lahatenin’i Jayden,” Namana, aogositra 2023, 34–35.
Ny lahatenin’i Jayden
Tany Hong Kong no nitrangan’ity tantara ity.
Jayden a! Vonona hanao lahateny momba ny fanasan’ny Tompo ve ianao amin’ny alahady heriny?
Eny!
Ny herinandro manaraka …
Aza adino ny manoratra ny lahateninao. Tianao hanampy anao ve aho?
Tsia fa misaotra. Aleo ataoko irery!
Matahotra aho.
Aza manahy. Hanampy anao ny Ray any An-danitra.
Ry Ray any An-danitra ô, mba ampio aho tsy hatahotra mandritra ny lahateniko.
Tiako i Jesoa Kristy. Rehefa mandray ny fanasan’ny Tompo aho dia mipetraka mangina ary mieritreritra Azy.
Vitanao tsara ny lahateninao.
Natahotra aho, fa nanampy ahy ny Ray any An-danitra.