Ry ankizy namana malalanayHamaky hafatra fiarahabana avy amin’ny Fiadidiana Voalohany Manara-dia an’i Jesoa Kristy amin’ny alalan’ny fanaovana batisa Manara-dia an’i Jesoa Kristy amin’ny alalan’ny fanaovana batisaPeta-drindrina momba ny fanaovana batisa tahaka ny an’i Jesoa Nasehon’i Jesoa antsika ny lalanaMamakia tantara momba ny ohatra nasehon’i Jesoa. Olivia KittermanIlay andro lehibe ho an’i GiorgiaMiomana ho amin’ny batisa i Giorgia amin’ny alalan’ny fanamafisana orina ny fijoroana ho vavolombelona ananany sy amin’ny fijoroana ho misiônera. Dingana hahatongavana eo amin’ny doboMamità lala-mifampidipiditra iray momba ny batisa. Tongava amin’ny batisako!Manaova karatra hanasana olona hanatrika ny batisanao. Ny Fanekempihavanako tamin’ny BatisaPejy diary iray hanampiana ny ankizy hiomana sy hianatra momba ny fanaovana ny fanekempihavanan’ny batisa? Ny fomba nahatonga ahy ho vita batisaNizara ny fomba nahatonga azy ho mpikamban’ny Fiangonana i Aranoarii. Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Ny batisako sy ny fandraisana ahy ho mpikambanaTaratasy fanamarinana ny fanaovana batisa mba hanampiana ny ankizy hahatsiaro ny fanekempihavanana nataon’izy ireo tamin’ny batisa. Fandraisana ho mpikambana sy fanomezana ny Fanahy Masina Fandraisana ho mpikambana sy fanomezana ny Fanahy MasinaPeta-drindrina momba ny fandraisana ho mpikambana sy ny Fanahy Masina. Gretchen Picklesimer KinneyFanomezana miavakaMianatra mamantatra ny Fanahy Masina i Mehrimah ary avy eo dia manao batisa. Ampifandraiso ireo tebokaSahan’asa ampifandraisana teboka maneho ankizy iray raisina ho mpikambana aorian’ny batisa Rowen B.Mandre ny Fanahy MasinaVoaro ny ankizivavy iray rehefa nanaraka ny Fanahy Masina sy nijanona teo amin’ny rano marivo. Gabrielle ShiozawaTsy ho tena irery na oviana na ovianaManana aretina mahatonga ny taolany ho mora tapaka i Ethan. Mahazo fampiononana izy rehefa mahatsiaro fa miahy azy mandrakariva ny Ray any An-danitra. Ahoana no fomba ivavahantsika?Ianaro ny fomba ivavahana amin’ny Ray any An-danitra. Mijanona ho matanjakaManaova sahanasa hanampiana anao hieritreritra ireo fomba hanatonana kokoa ny Ray any An-danitra. Fandokoana sary maneho tantara ao amin’ny soratra masinaSahanasa fandokoana ho an’ny ankizy mba hanampiana azy ireo hamaky ny soratra masina Mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy Mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa KristyPeta-drindrina maneho ny fandraisana ho mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy. Tonga soa ato amin’ny Fiangonana!Asehon’i Margo sy Paolo hoe manao ahoana izany mankany am-piangonana izany sy ny zavatra rehetra ataonao any. Mandray ny fanasan’ny TompoFanazavana fohy mikasika ny fomba hiomanana amin’ny fanasan’ny Tompo. Kilalao fihazana harena miafina ao am-piangonanaSahanasa hanampiana ny ankizy hamantatra ireo olona ao amin’ny paroasy na sampana misy azy ireo Karrie LamNy lahatenin’i JaydenManomana lahateny hatao ao amin’ny Kilonga i Jayden. Lucy Stevenson EwellIlay fiaraha-mientana momba ny tantaram-pianakavianaMianatra momba ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviany i Lorrain mba hiomanana amina fiaraha-mientana iray ataon’ny Kilonga. Mivoatra tahaka an’i Jesoa miaraka amin’ny Fandaharan’asa Ankizy sy ZatovoPejy momba ny fandaharan’asa Ankizy sy Zatovo Manara-dia an’i Jesoa isan’andro Manara-dia an’i Jesoa isan’androPeta-drindrina momba ny fanarahan-dia an’i Jesoa Kristy. Noelle Lambert BarrusIlay tavoahangin-drano vakyManampy ilay namany izay vaky tavoahangin-drano i Sophia Diana Evelyn NielsonNisedra olana tao amin’ny toeram-pilalaovanaNisafidy ny tsy hiteny ratsy i Hunter rehefa nasain’ny namany nanao izany. Afaka manara-dia an’i Jesoa Kristy ahoOhatra avy amin’ny fiainan’i Jesoa sy fomba ahafahan’ny ankizy iray manara-dia Azy Tadiavo!Fiaraha-mientana ahitana sary miafina izay maneho ankizy miara-milalao any am-pianarana Carolina MarínIlay rojo mamirapiratraEntin’i Carolina mody ny rojon’ny namany, kanefa mibebaka izy avy eo ary mamerina izany. Mandeha eo amin’ny lalan’ny fanekempihavananaPejy lokoina izay manampy ny ankizy hahafantatra ny fomba ahafahany manara-dia an’i Jesoa mandritra ny fiainana. Gazetiboky ho anao irery!Torolalana mikasika ny fomba hanafarana gazetiboky Namana Ny fomba hanafarana tahadika misimisy kokoaTorolalana mikasika ny fomba hanafarana tahadika misimisy kokoa amin’ny gazetiboky Namana.