Namana
Ampifandraiso ireo teboka
Batisa sy fandraisana ho mpikambana


“Ampifandraiso ireo teboka,” Namana, aogositra 2023, 20.

Ampifandraiso ireo teboka

Sary
alt text

Sary nataon’i Thomas S. Child

Rehefa vita batisa ianao dia raisina ho mpikamban’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany. Mandray ny fanomezana ny Fanahy Masina koa ianao mba hitarika sy hampionona anao. Ampifandraiso ireo teboka mba hamitana ilay sary.

Hamoaka printy