2022
Andriamanitra dia mahafantatra sy miraharaha
Martsa 2022


“Andriamanitra dia mahafantatra sy miraharaha,” Ho zatovo mahery!, mar. 2022.

Andriamanitra dia mahafantatra sy miraharaha

Sary
Ankizilahy mandatsaka telefaonina

Krak!

“Oay …”

Sary
Ankizilahy nofafazan’ny rano voahitsaky ny cyclomoteur

“Aaa! Nahoana izao no mitranga amiko ?!?”

Sary
Ankizilahy miresaka amin-dreniny

“Neny a, fa misy inona?”

“Marary i Abuela.”

Sary
Ankizilahy toa tezitra, miresaka amin-dreniny

“Maninona ary no sarotra be ny zava-drehetra. Nahoana no be loatra ny zavatra ratsy mitranga?”

“Mieritreritra aho hoe mila mandehandeha kely isika mba hampitony antsika.”

Sary
Ankizilahy mandeha sy miresaka amin-dreniny
Sary
Reny mamaky soratra masina amin-janany

“Eduardo a, hilamina io. Saingy tsarovy ny zavatra nolazain’ny Tompo: -Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho- (Isaia 41:10).”

Sary
Ankizilahy toa sahiran-tsaina miresaka amin-dreniny

“Ho sitrana ve i Abuela?”

“Enga anie, fa mino koa aho fa fantatry ny Ray any An-danitra izay tsara indrindra.”

Sary
Reny sy zanakalahy mijery sarina fianakaviana any amin’ny tempoly

“Misaotra, Neny a. Tena nahamaivamaivana ahy ny niara-nandehandeha sy niresaka taminao.”

Hamoaka printy