Martsa 2022 Fandraisana naoty amin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tanyFandraisana naoty mba hanampiana ny zatovo hiomana sy handray anjara amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany, aprily 2022. MampifandrayFampahafantarana sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy amin’i Adam L., zatovolahy iray avy any Jamaika. Emma StanfordFeon’i LinaheiMampiasa ny feony ny zatovovavy iray avy any Tahiti mba hizarana mozika, ary hiresahana ihany koa momba ny fanampiana ireo razambeny. Joshua J. Perkey sy Lance FryAndriamanitra dia mahafantatra sy miraharahaMaro be ireo zavatra ratsy mitranga amin’i Eduardo sy ny fianakaviany. Aiza no ahitany fankaherezana eo anivon’ireo fitsapany? David DicksonTorohevitra telo hisorohana ny fifandirana ao amin’ny fianakavianaoIreto misy fomba telo hanesorana ny solika mampirehitra ny afom-pahatezerana sy fifandirana ao amin’ny fianakavianao. David DicksonNy fomba fiatrehana karazana fitsapana teloTahaka an’i Josefa tany Egypta dia afaka misafidy ny hanana finoana an’ Andriamanitra isika na inona na inona karazana fitsapana atrehantsika. Endri-javatra nohetezinaMakà peta-drindrina kely roa sy tsoratadidy azonao hetezana. Izaho sy ny teny filamatraCole CollinsNy herin’ny fisoronana ao anatin’ny valanaretinaNandritra ilay valanaretina COVID-19 dia nianatra ny fifaliana sy ny tombontsoan’ny fanompoana ny hafa amin’ny alalan’ny fisoronana ny zatovolahy iray. Izaho sy ny teny filamatraAlicia TjahyonoAfaka manampy ahy hahafantatra ny fomba hanompoana ny FanahyNanaraka ny Fanahy ny zatovovavy iray avy any Indonezia mba hanampiana olona sahirana nandritra ilay valanaretina COVID-19. Filoha Henry B. EyringAfaka manampy antsika ao anatin’ireo fotoan-tsarotra AndriamanitraMampiasa ny ohatr’i Josefa sy i Mosesy ao amin’ny Testamenta Taloha ny Filoha Eyring entina hampianarana antsika ireo fomba samihafa hanampian’ny Tompo antsika ao anatin’ny fitsapana antsika. Ny fomba fitsaohanayAny Cagayan, PhilippinesMizara ny zavatra iainany amin’ny fitsaohana ataony any amin’ny toerana misy azy ny zatovovavy iray avy any Philippines. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyInona no tokony hataoko rehefa tsapako fa toa tsy mitondra fiovana akory ireo ezaka ataoko mba hizara ny filazantsara?Valin-teny nomen’ny zatovo an’ilay fanontaniana hoe: “Inona no tokony hataoko rehefa tsapako fa toa tsy mitondra fiovana akory ireo ezaka ataoko mba hizara ny filazantsara?” Valiny fohy symivantanaNahoana no novain’ Andriamanitra ho Isiraely ny anaran’i Jakoba?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Nahoana no novain’ Andriamanitra ho Isiraely ny anaran’i Jakoba?” Teny faranyLoholona Neil L. AndersenAhoana no fomba hahenoanareo Azy?Miresaka momba ireo fomba samihafa ahenoantsika ny feon’ny Tompo eo amin’ny fiainantsika ny Loholona Andersen. Peta-drindrinaMankanesa atỳ AmikoPeta-drindrina manentana ny fanahy momba ny fahitana fitsaharana ao amin’ny Mpamonjy.