2022
Endri-javatra nohetezana
Martsa 2022


“Endri-javatra nohetezina,” Ho zatovo mahery!, mar. 2022.

Peta-drindrina

Endri-javatra nohetezana

Sary
endri-javatra nohetezana

Hisintona ny endrika PDF

Hetezo ireto peta-drindrina kely sy tsoratadidy ho an’ny Lohahevitry ny Zatovo 2022 ireto. Ampiasao amin’ny toerana hahafahanao mahita izany matetika izany.

Sary
mpiandry ondry

Isaky ny mifandray Aminy isika, na dia kely aza, dia hitantsika fa efa niezaka nifandray tamintsika fatratra Izy.

Elder Jeffrey R. Holland, fihaonamben’ny Fiangonana apr. 2003 (Ensign na Liahona, mai 2006, 70).

Hamoaka printy