Ny Loholona Stevenson dia mampianatra ny fomba hanomezan’ny fijery araka ny filazantsara fahazavana lehibe kokoa ho anao mikasika ny fomba fieritreretanao ireo laharam-pahamehanao eo amin’ny fiainana sy ny fomba famahanao olana ary ny fomba fiatrehanao ireo fakam-panahy eo anoloanao.